Eto ianao : Fandraisana> Album

Hevitra mikasika ny sarin'i ainaheri

Miverina amin'ny sary

Hevitra

ainaheri 02/11/2008 17:13:02
Aino>> mba naka rivo-dranomasina kely alou hihi Nentiko twa fa tsy nety kou hihihihihi
aloalo 02/11/2008 17:14:01
tandremo sao mianjera sao hanahirana an lol
vaokely 02/11/2008 17:20:53
tena milingilingy be mitsy! sady mangatsika anie lay ranomasina e!
ainaheri 02/11/2008 17:56:02
aloalo>> d tsy hisy afaka anotra anà ve ato ra mianjera zà?? hihihi
ainaheri 02/11/2008 17:58:04
vaokely>> Sady tsy d tsara ny andro t@ io an,nila hafanana hihihi
robby 02/11/2008 19:27:40
milay e!
simplex 02/11/2008 20:35:16

aza ipetrahana mafy loatra less fa sao dia vaky eo io vato io a :-D:-D
ainaheri 02/11/2008 20:54:10
robby>>Ombana tahotra @ io sao midaboka any an lol
ainaheri 02/11/2008 20:58:25
simplex>> raha tsy dynamite izy ty kou =))=))=))
vale 02/11/2008 21:18:28
:-D :-D :-D nareo mampimé tssss, :-D:-D
ainaheri: tsara ny makamaka rivotra kely a! tena marina eeee!:D

Ajouter un commentaire

Midira aloha