Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 276
Miverina amin'ny tahirintsary
Lalan'i Ranomafana 2007

Hevitra

Hevitra taloha
2. tsiafoi1 26/11/2007 07:17:58
SLT de tongasoa @'ny tanana zany Lehery a!
3. karinah 03/12/2007 04:20:30
waaah, efa tafaverina izy koh !
4. sakaizakely 13/12/2007 15:00:59
marary lamosina angaha sefo fa toa mitady fiankinana ?
5. ifanadiana 07/10/2009 11:53:45
makany @nay nge io lalana io eh!!
6. hery 07/10/2009 12:03:56
ifanadiana> Ie, mahafinaritra mihitsy any aminareo any.
7. dadasy 07/10/2009 13:56:12
Mianatsimo miatsinanana, no fizotran'ity lalana, ho any Mananjary ary reroy.... milay iny tanana sy lalana iny ka!
8. ifanadiana 07/10/2009 16:27:02
raha tsy zany ve ahatamana ry dadasy a!sady tanindrana tsy ho adino mandrakizay eh!mahafinaritra le Madagasikarantsika eh!
9. Levy 07/10/2009 17:57:25
Mbola mahatsiaro ny vily ndray , sa patsa....arakara-kanarana manko voantarehy...kô ratsin ko....
10. dadasy 10/10/2009 05:32:57
ary ialahy angah ry levy mbola any foana k'le! nataoko fa efa niova ho matio!
11. mamiko 15/01/2011 22:08:00
mandalo ifanadiana raha mandeha any mandiafasina...

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg