Tahirintsarin'i ainaheri -

Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 531
Miverina amin'ny tahirintsary
Lasa zao raha tsy mibolisatra :-D:-D

Hevitra

Hevitra taloha
16. sitlo 07/10/2008 07:12:06
Tena mbola eto ihany ito efa hatry ny omaly, nibolisatra angamba :-D
17. ainaheri 07/10/2008 08:43:41
mangidy>> iƩ...d asio siramamy kely zany fa malama maina ny lalana :-D:lol:
18. ainaheri 07/10/2008 08:46:18
kalasnou>>zay itondran-dratongotra azy any hihi....Efa mitandrina tsara mitsy sao miparitaka eo kou :-D:-D
19. ainaheri 07/10/2008 08:49:36
sitlo>> Tsy ampy encre lery d maisatra beuuu ka tsy mety mibolisatra :-D:-D
20. elnida 07/10/2008 14:11:05
ainaheri : lasa sahady ve ianao?
21. sakaizakely 07/10/2008 14:33:10
vita zany zay ny soratra ? :-D :-D :-D :-D :-D
22. ainaheri 07/10/2008 15:12:51
elnida>>ao fa endrasako ary eelol
23. ainaheri 07/10/2008 15:14:27
sakaizakely>> mbola tsy vita hihi tsy nety ny maire :-D:-D:-D:-D
24. lagy2 10/02/2009 08:33:37
iny zany ianao no lasa d ny hiverenanao no....
25. ainaheri 10/02/2009 14:50:49
lagy2>> aona ny fiverenako:?::-P

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg