Tahirintsarin'i ainaheri -

Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 488
Miverina amin'ny tahirintsary
za tsy anao mozika an :-P

Hevitra

Hevitra taloha
14. mirianah 13/10/2008 14:47:22
ainaheri> otsany misaotisaoty zany de mihodina de mihodina , hahaha de maketsy sy eroa ny tanana , ny tongotsa :-D :-p
15. sakaizakely 13/10/2008 15:07:39
hay ve nareo namonjy concert-ndRalazounet :-D :-D
16. ainaheri 13/10/2008 15:19:43
mirianah>> Inn zany dihy zany?? Rahosijamba ve :-D:-D:-D
17. ainaheri 13/10/2008 15:20:42
sakaizakely>>Ngah tsy ianao ndray no nihira t@ iny :-P:-D:-D:-D
18. mirianah 13/10/2008 16:33:46
ainaheri> hihihi zany ve ny hanarany ireny ??? :-D :-D , ny rahosijamba nga tsy misy ol manodikodina lé boka , euhhhh .... hihihi
19. ainaheri 13/10/2008 17:05:25
Asa kou:roll: Efa oe za tsy mahay :-D:lol:
20. Aino 13/10/2008 17:15:34
:-D:-D
21. sakaizakely 14/10/2008 16:31:50
mirianah> tektonika zany misotisoty zany kou
de ahona re no fiantso ny mpandihy tektonik ? tektonikeur-tektonikeuz :roll: :-D :-D :-D
22. mirianah 14/10/2008 18:53:22
sakaizakely> hihihi zany ve no anarany lé misotisoty ireny , lé tektonika otsany miolakolana zany kou hihihi :-D :-D
23. ainaheri 14/10/2008 22:04:19
Tsapiky ve zany ee :-D:-D:-D

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg