serasera10 taona frantsa/paris - fety11

Nampidirin'i : sipagasy
Tahirintsary: serasera10 taona frantsa/paris
Nampidirina ny : 07/10/2009 18:15:44
Nitsidika : 840
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

Hevitra taloha
1. tess 08/10/2009 01:33:43
tena tsy lany nefa natsiro beuh
2. fahamarinana 08/10/2009 06:48:08
zao za vao mahatsiaro ilay tsirony e !....tany tsy nahovoka fa henika fifaliana ! :-)
3. maeva74 08/10/2009 08:22:17
Mampilendalenda izy izany
4. fahamarinana 08/10/2009 10:15:56
maeva :tena tsara tsiro tokoa akia,fa sondriana loatra oah dia tsy nahinana betsaka !
5. pikatti 09/10/2009 02:54:02
maeva74>tena miam be
6. maeva74 09/10/2009 09:01:22
Faha ny endriny fotsiny d'efa manambara fa matsiro e! Pikatti miam be tokoa ô! " aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy "
7. soanja 10/10/2009 22:42:23
Yamm Yammm zany zany nona gatoa mamy be! Mamy hatramin'ny mpanamboatra azy raha fahitako an'izao. :)
8. sipagasy 11/10/2009 22:18:45
mme Soanja mmhh tena mamy aloha e!!!!!
9. raozigasy 11/10/2009 22:40:04
tsy mbola nahita gateau tsara hoatra an'iny tokoa aloha izaho e
10. mangidy 13/10/2009 00:36:04
za rangahy tsy nihinana a! variana hummm avereno njay le gâteau e!

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg