Tahirintsarin'i hery - Aina

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 12/12/2009 22:06:38
Nitsidika : 360
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

Hevitra taloha
3. tess 14/12/2009 00:42:38
Manondro an'iza hono ilay rainy amin'io????
4. hery 14/12/2009 09:20:50
pikatti> loll lahy kely ny an'i Angie ka

tess> manondro anao io mihitsy :-) hoe itony ny sipa rehefa lehibe elah lolll
5. maeva74 14/12/2009 10:10:45
efa mila zandriny sahady ny an'i Hery izany e!Asio vavikely amin'izay Ra-hery an!
6. Mirananirina 14/12/2009 11:31:21
tess> manondro anao io mihitsy :-) hoe itony ny sipa rehefa lehibe elah lolll
hihihi...marina izany
7. pikatti 14/12/2009 22:27:14
hay lahikely diso ndray tonton t@iny e,
Angie a, dia miandry ny sarinareo ary ny akama e
mirana>>>>tena marina kosa zany eritreritrao zany kah
8. vale 15/12/2009 09:31:02
ansaieeee, lehibe tao sahady i Aina kely marinaaaa!! bisous be zàzà!!! :-)
9. hery 15/12/2009 09:48:31
maeva74> Aleo hilamina klou e :-)
vale> misaotra betsaka hono e.
10. Samoana 15/12/2009 16:12:06
manondro kilalao noely sa manondro kdô danivers'hery?
11. lantonirina 15/12/2009 16:28:38
mitovy mintsy nareo mianaka il est mignon ary mba aiza ny maman fa to tsss tazana sa ao ambadika ao
12. hery 17/12/2009 11:45:27
lantonirina> Maka sary ny maman :-)

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg