Eto ianao : Fandraisana> Fanoroana

Fanoroana

Ireto ny fanorotoroana vitsivitsy mety hilainao. Raha toa moa ka mbola misy fanontaniana dia afaka apetraka hatrany izany.

Hevitra

mioby - 04/02/2013 02:41
bjr
mba atoroy ilay karajia fa tsy hita hoe aiza no tokony hanoratra.
merci
Valio mioby
sipagasy - 04/02/2013 12:46
midira ao @ hoe karajia.org dia jereo ao dia mirary anao hahita sy hahazo fahafinaretana e!
Valio sipagasy
mioby - 05/02/2013 05:17
Bjr
Ka rehefa tafiditra ao mihitsy no tsy hitako izay atao hoe aiz no tokony hanoratana nef a za mba te hiserasera
Misaotra de manantena fanampiana avy aminareo
Valio mioby
hery - 14/02/2013 15:50
Rehefa miditra eo amin'ny takelaka karajia.org ianao dia misy fitaovana maromaro azo ampiasaina eo afoboamboany eo.

Anisan'izany ny qWebirc : Tsindrio eto
Valio hery
mioby - 15/02/2013 09:51
Merci Hery fa de hojerena ndray io @ manaraka e

Valio mioby

Hampiditra hevitra