homes

Hevitra

kanjami - 14/05/2013 09:11
Bj, fa maninona no tsy mivoaka intsony @ ordi-ko ny namana mandalo, ilay misoratra eo ambany é!lasa tsy afaka mifanoratra direct aho zao, dia mihahaka fotsiny eo; toroy hevitra sao misy hanitsiana an'izay, misaotra mialoha.
Valio kanjami
manja77 - 29/01/2016 19:33
Zona No fomb fidirana membre resak'olondehibe zfd. Mb te iditra fa ts mahay,saika hanontany hevitra tao za.Mba valio zfd.Merci
Valio manja77
AndrjAngelo - 20/02/2016 17:21
prbm reseau
Valio AndrjAngelo
pakopako - 13/03/2016 09:24
salama,

fa maninoa isaka manokatra serasera aho d miseho imbetsaka ity telechargement auto ity"http://namana.serasera.org/media/chat/swf/beep.mp3" tena mahakamo ana le izy fa mila ho 20 izy mandrampialako ato @ serasera, fanamarihna fa misy IDM ny pc ko.
misaotra
Valio pakopako
tiaviniainagasy - 10/05/2016 10:42
salam e!
f manin kay ah rah v0 mitad oln na vondrina de ts met f error f0n e!!!?
Valio tiaviniainagasy
misty642 - 13/05/2016 09:18

manja77
Zona No fomb fidirana membre resak'olondehibe zfd. Mb te iditra fa ts mahay,saika hanontany hevitra tao za.Mba valio zfd.Merci


mi-commenté ny resany d amzei tafidtr oazy! lol
Valio misty642

Hampiditra hevitra

mg