Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo
10 andro aorian'ny ascension ny pentecote. mandritra izany indrindra no iantsoana ny fanomezan'ny Fanahy Masina
Raha mba misy mahafantatra oa Rova na Narovana, mitady azy mafy Ravo. Miara-mianatra teny ankatso svp
@BRIOCHE: Misaotra brioche fa zaho koa efa nahita ny voninahitr'Andriamanitra
@irinah110: Slt za koa mba mitady namana sany antsika boka DS, koa raha tianao ny hifanojy @nakahy dia ny N° Tél:0320360072
Bye et A+
loll ok, zoma androany dia miala tsiny amin'ireo namako serieux be sy ireo nametraka an'ilay hafatra fa tsy aritro fotsiny ilay izy lolll