Eto ianao : Fandraisana> Namana

Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

wanda 20/08/2010 15:40
mitady espace mariage za
arisola 20/08/2010 13:12
@lanota: diso le adresse mail sao mba manoratra ihany enao, ity no izy: lohasola-at-yahoo.fr , azafady indrindra an!

Misaotra!
ra-dix 20/08/2010 12:09
tonga eto indray ar a, d faly maita anareo rehetr 'eto e!
hery 20/08/2010 06:22
Misy mandefa spam gravy avy any Senegal koa tafiditra eto amin'ny serasera
adda 20/08/2010 06:22
@maya9604: te-hinamana @ maya.
adda 20/08/2010 06:15
@Clarisse: Bjr Clarisse,
Misaotra anao nanendry ahy ho namana ato @ serasera. Tsy dia mandalo eto matetika noho ny asa amandraraha ary kisendrasendra no nahitako ity hafatra ity. Zah dia avy ao Mahajanga miasa aty Ambilobe (D/S). Isaka ny telo volana manao repos any MJG.
zay alou fa @ manaraka mana... Tohiny
moi 20/08/2010 05:01
@cellin0608: tsy ho an'i cellin0608 ihany ity fa sendra nahita ilay tinababy22 aho dia ... ! tandremo fa bla bla bla sokajiana hoe scam ny resaka ataony ! mampandre fotsiny aho fa namana no ato. Manana pseudo betsaka ato izy, toy ny hoe tina4lova24, ny tarehimarika io no isan-karazany !!! adalao fo... Tohiny
raozigasy 19/08/2010 22:42
"ora firy" izay no lany dia ahoana anefa ilay "tafa sy takalo" amin'izany !!!!!
cellin0608 19/08/2010 19:34
@tinababy22: Salut !Je veux te parler qlq chose mais I dont' know speak in english,can you teach me english ?na raha mahay teny gasy anao de afaka mifampiresaka tsara eto isika.
miarana 19/08/2010 18:39
"Ao amin'i Jehovah ny rariny tokony ho ahy, Ary ny valin'ny asako dia ao amin'Andriamanitro."(Isaia 49:4)
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 >  Farany