Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo
Nandalo tany Rouen nihaona tamin'i Shoan... Ary efa Normandie hono any? Hitako no frizy...
kamo be tato ampiasana de lasa ny eritreritra oe tokony mba vetivety de tonga ny @4 ora (firavana) nefa ny andro aminio vao @ 1 ora ôseeeeeeeeeeeeee!!!!!!!!!!!!!!!!
Nahafinaritra ny fihaonana sy ny takariva niarahana taty Paris ho an'i Shoan...
Sao mba mahasoa anao koa ity : " Vous ne pouvez pas avoir un visage heureux sans un coeur heureux"
Azo atao manomboka izao ny mangataka ho naman'ny mpikambana iray. Jereo ny momba azy dia tsindrio ilay hoe "Te ho namana". Raha ekeny ianao dia tafiditra ho namany manokana.
[img]http://farm5.static.flickr.com/4007/4368345635_4a71e2df5a.jpg[/img]
Misy zavatra tsy azoko mihintsy eto amin'ity Firenena ity, moa ve ny mpitondra fivavahana tsy natao hibebaka ho an'ny firenena, nefa ny eto amin-tsika izao dia ny mpitondra fiangonana indray no mitaona ny olona hanao politika, izany hoe hitokona angamba marimarina kokoa. Sa efa lasa fitaovana politi... Tohiny