Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

lhomme 02/05/2018 07:52
bonjour,
faly mandray anao aho ry natacha009 lhomme no anarako @ ity sera ity hitako ny zavatra tadiavinao ka raha sitrakao vonona aho ny hitafa aminao merci!
liam9 02/05/2018 04:13
Ny fahasovan ny TOMPO e
NBI 01/05/2018 14:51
noho ny fihainana tena sarotra ve,sa nohony omby,miharitra,dia ,misy mampihinana ny tsy fihinana!!
NBI 30/04/2018 13:26
@tinah izy ilay olona tsita hatramin'izao,izay mbola notadiavina.izay maheno ny vaovao momba azy,mba hampandre. :
lhomme 27/04/2018 12:02
bonjour,
Faly mandray any ako ny tenako ny solona anarako dia lhomme, raha ny resaka na ny sera tian'ny ako atao eto aloha dia tsy azoko hoe inona fa raha ny hitako aloha dia tononkalo no alefanao dia milaza ianao hoe mandray tsikera izany hoe mpanoratra ve ianao ka mila namana hitsara izay soratan... Tohiny
lhomme 27/04/2018 08:57
dia faly mandray any sitraka ho namana aho raha tiana mba te halala ny momba anao aho raha sitrakao lhomme
tantanana 20/04/2018 09:03
Teren-ko masaka toy ny voalobo-jaza !
Momake 19/04/2018 14:21
Akore aby eh! Ela ela zay raho tsy nandalo ato
BENEM 19/04/2018 12:53
Ny lalana eto tanĂ  etna efa tsy misy tsara intsony
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 >  Farany
mg