Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo
Mahita fafiny mianatra language #c. Mitovy amin'ny php amin'ny ankapobeny dia milay...
Aotran tany tsy misy ola eto ry zalah zay zany ts mba nis nanoratr mitsy alaitr ny ela be zay ka oe zany mitsy le aty himalaya isolé au bout du monde?
"Mifankatiava ihany, raha mbola velona aina, tsy misy toy izany no mampifaly saina...."
raha ty moa oe: mahay mifankatia daholo ny olna rehetra eto an-tany, ngamba tsy hisy intsony ny ady... dia ho foan ny basy sy tafondro ary mety ho sambatra ny tany... nofy anie zany ... man'nofy atoandro
Inona indray hono izany Gogla Bazy zany? (Google buzz) Tsy vitan'i Google ny nividy ny twitter na facebook dia namorona ny azy manokana izy.
Tsy ratsy ilay hevitra fa aleo hisy ny fifaninana.
Fantatrao moa fa izaho tsy mandeha ao amin'ny Facebook intsony efa ho 3 volana izao? Tsy hoe tsy tia fifan... Tohiny
Rehefa mandeha ao amin'ny #lalao ao amin'ny karajia.org ny ohabolana vao hita hoe be diso tsipelina
Gaga aho hoa nijery reportage tao @ France5, fa hay kely sisa (40 taona) dia ho foana hatreo ny lasantsy eny amin'ny pompy!! tsy hisy tomobila ntsony zany mandeha aminy gazoil sy benzin,fa amin'ny herinaratra sy ny aratra atômika (retour vers le futur) ny roplana handeham'in re??, aohona ny hevitra... Tohiny