Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Rurik 25/02/2018 14:09
@fasaly : coucou njy nandalo aho raha mbola eto ndry de mba valio eeee bisous
dsakkaza 24/02/2018 06:56
salama daholo e, namana vaovao ny tenanay dia mba mijery izay mahasoa e. misaotra tamin'ny fandraisana
Misaranai 21/02/2018 19:21
Inona no torohevitra omenao ny olona ray ra toa ka efa nisarabady nandritra ny 2 taona izy,ef nanambady olonkafa io vadny io ary efa niteraka 1,tao anatin'izay 2 taona izay anefa d mbola mangalatra makao amny io vadny taloha io,matory ao ndraindray,mazava oazy fa ts fantatr'ilay olona miarak amlay v... Tohiny
Akajn12 20/02/2018 08:39
@shamqm91 : misaotra namana eee
Akajn12 20/02/2018 08:39
@ainania19 : misaotra namana ee
ard7 17/02/2018 17:00
Iza na Aiza misy Malagasy te hody na Manomana ny hody any M/car ?
tityrina 10/02/2018 08:33
« Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy,»
Jaona 10:27
tsiafoiko 09/02/2018 08:40
@zaewer : mankasitraka oh!!!!!!!
frijolito 08/02/2018 07:42
Cover telephone pleure amin'ny teny gasy sady mba somary mampivanitika: https://www.youtube.com/watch?v=43GJTXgcxfQ
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 >  Farany
mg