Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo
Ao ambadiky ny orana mikija hono no misy ilay masoandro be mibaliaka ; ary ao ahorian´ny tomany no misy ny tsiky. Ary ekena koa fa kodiaran-tsarety ny fiainan- janak´olombelona, ka mifamadika ambany ambony. Eny! Lazaina koa fa valim- piakarana fidinana. Nefa any ho any dia mbola misy ihany ireo mi... Tohiny
"Si vous possédez une connaissance, laissez les autres y allumer leur chandelle"
Raikitra ny lalao ao amin'ny karajia Midira ao amin'ny karajia.org dia avy eo /join #lalao
"Lalina ho ahy...
ny hitanisa ny Fitiavanao....
Fa notsimbininao izato fahantrako...
Ka lalina ho ahy ny Fitiavanao... ry Tompo.
Si vous échouez dans votre planification, vous êtes en train de planifier votre échec !
Mba mahalasa ny saina ihany ity resaka politika ity. Hifarana aiza ary isika malagasy toa manao tsikonokonona fotsiny eto. Eto ary aho da tsy hitany ô! Mahamenatra ihany raha isika firenena kely mahantra ity no hanao toy izany.Tsy mpanao politika aho fa mba eritreritra sendra nandalo fotsiny.
Mba ho volana mahafinaritra sy hamaha ny olana rehetra anie ity volana febroary ity e
un secret du succès: la patience; un secret de réussite: l'audace; un secret de société: la transparence; un secret de l'amour: la proximité