Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo
@tinababy22:
I'm also look for a true love. We have same profile that is to say we're made together.
So I'd like that you send your answer to haryjohann at yahoo point fr.
I leave in Antananarivo at that moment.
See you.
Mbô nankaiza koa ilay sipa fangoloka sy be fialonana iry e! Ngôzabe izay izy (belge ) raha tsy diso aho rafrity e!!!mdrrr!Pataty e!
Tsy indray tsy indroa no mahazo email tahaka izao fa im-be dia be... kanefa ny olana anie dia tsy nadikany tsara tokoa ilay login e
"m" minuscule no nosoratany nefa tokony ho "M" majuscule
N'aiza n'aiza no aleha
na any ivelany any
fa aoka ianao hirehareha
ho malagasy ihany.