Eto ianao : Fandraisana> Namana

Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

andrybe 31/08/2010 10:30
@rakbm: manaona za ve zany mety ho namanao ?
andrewchka 31/08/2010 06:49
@felandraozy: mandray anao ho namana ,fa toa mitovy firehana isika,aza avela halazo ilay felandraozy
pisokelinah 31/08/2010 05:45
@rababani: Mba asio sary fa aiza kosa ve d hifandray amin'olontsy fantatra!
stysane 30/08/2010 15:41
ndao isika pisera rehetra hifanolotra fiavana anaty eritreritra de hitia tsy misy fetra zay azontsika ho tiavina saingy tsy azo tanterahana satria anaty eritreritra sady izay indray mandalo toy ny omaly sy androany !
hery 30/08/2010 14:13
Zay vao nahita Clash of the Titans #movies Tsy dia tena nanaitra loatra fa malaza dia tsy maintsy nojerena ihany. Soa ihany tsy nandoa vola
arline 30/08/2010 13:54
Que pensez-vous du prénom "fanasina" pour un petit garçon?
Ariah77 30/08/2010 13:28
Ny amiko angamba no tinao ho fantatra
andraso fa lazaiko,tsy androany fa rahampitso
toy ny nofy mamy,mifono ankamantatra
toy ny anao io,te ho tina dia ho tiko
farez 30/08/2010 11:56
slt
hery 30/08/2010 10:41
Aviavia ra orana ooo. Tany #Subiaco efa avy vao maraina ny orana...
steph65no 30/08/2010 09:53
@tinababy22:
Hy,

Houw do you do? What's news ?
I can say a few words in english, I need a pratrice sir.
Do you speak in French?
Writting for me in French please?


Ok!
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 >  Farany