Eto ianao : Fandraisana> Namana

Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

hery 13/08/2010 09:04
Dadiv #Meshow manao feon-kira rehetra amin'ny vava fotsiny. Milayyyyy
jeankcin 13/08/2010 08:19
Inona no atao raha tiako ho vonoina ny profil-ko ao
RYAN622 13/08/2010 08:07
@hery: Bjr, hery!
Voaray tsara le hafatra, koa inona hono no azo atao e!
Barth 13/08/2010 05:15
Mitady namana avy any lavitra e!!!
j234 12/08/2010 18:13
TSOTRA NY RY ..... A, RAHA VAO TSY MIVERINA AO ANATIN'NY 2 J NY CONNECTION-KO DE LAZAIKO AMPAHIBEMASO ETO NY ANARAN'IO "Opperateur" IO!
j234 12/08/2010 18:10
TENA TSY RARINY E! MAMPALAHELO.
j234 12/08/2010 18:08
TENA MANGALATRA TOKOA NY ..... lazainy hoe: CONNECTION ILLIMITE 30 JOURS 90 000 AR nefa LAINGA FOTSINY ;10 jours de tapahany, lazainy fa tafahoatra hono ny Mo tokony ho lany. KO INONA NO MAHA ILLIMITE AZY?
j234 12/08/2010 17:35
INTERNET ILLIMITE 30 JOURS 90 000 AR = FAMITAHAM-BAHOAKA
j234 12/08/2010 17:32
TENA MANGALATRA TSOTRIZAO ny ".....", lazainy fa illimités 30 jours hono no omeny ny Mpanjifany nefa avy eo TAPAHINY ny CONNECTION-nao. tsy tapitra kory ny 30 jours. mangataka fanazavana Ianao hoe ahoana no tapaka ny connection de, arirariran'ny serveur fotsiny. Mba Orinasa lehibe toa io ihany nefa... Tohiny
nounoue 12/08/2010 13:10
@heriniaina: de ahoana hono heriniaina a! faly mahaheno fa tafiditra ato anaty ny heritreritrao ny tenako e!
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 37 38 39 40 41 >  Farany