Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

handrinantsoa 16/11/2017 12:40
TE HAMPIDITRA TONONKIRA IZAHO NEFA TSY FANTATRO AIZA NO MAMPIDIRANA AZY AZAFADY MBA VALIO RAHA SITRAKAO
nalsonrazakariasa2015 11/11/2017 21:03
Ny soram-panambadiana
inona avy no atao?
jack837 08/11/2017 04:59
Eh! famaninona no nofafana daholo ny photo de profil nareo namako reo e!.
Zay ve tonga eto ndray dia zao no hita ato toa hotran'ny mampalahelo be zany an! Fa misy inona e?
jack837 08/11/2017 04:47
@jklm : Slt! izay ndray vao hita nefa ny sarinao toa nofafana
Athelstan 03/11/2017 06:34
Salama tompoko ooh
za lehilahy, miaraka @Vehivavy avy any antsirabe zay, io vehivavy io dia fady kisoa sy tongolo gasy ny fianakaviany rehetra, efa ho erintaona niherahina izahay kanef vao aingana zany vao noresahiny anahako,
milaza izy fa raha vao mihinana hena kisoa na tongolo gasy dia misy Vay n... Tohiny
Letitan 31/10/2017 06:20
" Androany ianao mahatsiaro lavo, rahampitso ianao hamiratra hanakatra avo "
Letitan 31/10/2017 06:13
" Ny fitaintainana sedra ihany, fa ny fikirizana no tena hery "
ILIMIMJIVISDI 30/10/2017 10:24
DITRAN'NY FAHATSIAROVANA
Maratra ny foko kanefa
Tsy maintsy voatsabon'ny ela
Ny onjam-pitia niantefa
Ny aretiko sisa tavela...
Ny masoko kotsan-tomany
Ny saiko toa sasatra foana
Mandinika lava ny tany
Ny fitiavako kay mba misaona...
Dinidinika an'habaka irony...
Be tsiaro ka mahita faisana
Ry volana... Tohiny
gasigasi 28/10/2017 12:06
Mila namana eo ihany fa , manana olana itadiavana vahany koa, ka izay mba manana soso-kevitra dia tena ilaiko fa alefaso azafady indrindra.
Manana Permis de Conduire azo tao Tamatave t@ 2001aho
Tonga teto France ny 2002
Araka ny lalàna, dia tsy maintsy apetraka any @Préfecture ao anatin'ny 6mois f... Tohiny
Tokinao 26/10/2017 17:36
Salama daholo ô.

Aiza eto Tanà ange no misy mivarotra valizy misy kodiarana, amin'ilay tena mafy sy mateza azafady? (Toa misy mahatanty itsahin'ny fiara manko izy ireny, raha ny hitako tamin'ny fahitalavitra. Ka asa ... efa misy an'ireny ve eto? )


Misaotra e.
Voalohany  < 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 37 38 39 40 41 42 >  Farany
mg