Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

gasigasi 28/10/2017 12:06
Mila namana eo ihany fa , manana olana itadiavana vahany koa, ka izay mba manana soso-kevitra dia tena ilaiko fa alefaso azafady indrindra.
Manana Permis de Conduire azo tao Tamatave t@ 2001aho
Tonga teto France ny 2002
Araka ny lalàna, dia tsy maintsy apetraka any @Préfecture ao anatin'ny 6mois f... Tohiny
Tokinao 26/10/2017 17:36
Salama daholo ô.

Aiza eto Tanà ange no misy mivarotra valizy misy kodiarana, amin'ilay tena mafy sy mateza azafady? (Toa misy mahatanty itsahin'ny fiara manko izy ireny, raha ny hitako tamin'ny fahitalavitra. Ka asa ... efa misy an'ireny ve eto? )


Misaotra e.
victa 26/10/2017 12:06
mba jereo ny fampianarana aty Ivandrika-farafa fa tena mifidifidy karazana vao ampidirina mampianatra raha tsy antefasy dia tsy tafiditra fa na dia hanatsara ny vokatra BEPC
naritsimba 26/10/2017 09:46
Miarahaba e, dia miala tsiny fa izoa vao tafiditra ato. Dia faly mandray anao ho namana. :
tancia79 20/10/2017 12:18
mila namana fa tena manirery,mijaly ka mila soso-kevitra avy @ nareo.misaotra mialoha
lemanga 17/10/2017 17:56
manahoana ry se, afaka manaiky iresaka amiko amin'ny serasera mailaka ve se: miantsaratsimba-at-gmail.com
roselyns4u 17/10/2017 10:06
Hello
I will like to establish mutual friendship with you please you can contact me through/ roselynschultemeerick-at-gmail.com
Rina3105 13/10/2017 08:18
Voakasikin'ny fijangajangana va ny "célibataire" ?
Ny Baiboly milaza fa raha misy lehilahy hoy izy mijery vehivavy ka maniry azy dia efa mijangajanga izy!!
Amin'ny maha olona anefa tena misy izay faniriana hiray @olona izay indrindra eo @ fahatanorana!!!
Voalohany  < 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 37 38 39 40 41 42 43 44 >  Farany
mg