Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo
@shannie: manahoana enao e, misaotra fa voaray ny fanontanianao aiza enao mipetraka za aty aminy departement 94000, vlm
@yolinia: manahoana enao e, eto aminy region parisienne za mipetraka aminy depatement 94000, ary enao paris aiza hoaiza
mba andramo ilay KARAJIA io fa izaho dia tao no nahazoako namana tena vetivety nefa namana maharitra mandrakizay!
@hefama13: Faly miarahaba anao Shannie. za ko vainy eto @ serasera dia mb mitady namana e