Eto ianao : Fandraisana> Namana

Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

toli 23/05/2013 09:31
mihasimba hatrany ny toetsain'ny Malagasy
bandyhendry 23/05/2013 09:31
@mekana: d tsy afaka mirevy ve zany?
bandro 23/05/2013 09:31
nahita tato @namana serasera fa misy namana mivarotra carte memoire 8Go ka tiako ho fantatra io namana io fa mitady carte memoire aho
misaotra ny "namana serasera"
DEXHERIM 23/05/2013 09:31
Inona kay no ao ambadiky ny fisehoana télé amin'ny zavamitranga @ol iray????????.....
DEXHERIM 23/05/2013 09:31
De ahoana ihany ty fiainana ity ry zareo a
deratsiferana 23/05/2013 09:31
@elodie92: Efa mahafapo ny momba an'ise fa sary sisa
herve2012 23/05/2013 09:31
salut daholo e!
deratsiferana 23/05/2013 09:31
@anartsounamoun: Mahaliana ahy aby ny raha tianao izany
Natacha92 23/05/2013 09:31
tsy misy
rawkus 23/05/2013 09:31
@choukely: misaotra tompko
Voalohany  < 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 37 38 39 40 41 42 43 44 45 46 47 48 49 50 51 52 53 54 55 56 57 >  Farany