Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

vegas 28/01/2017 06:58
Nandalo kely tato anio 28 j'adore 2017 amin'ny 8 maraina. Faly tokoa.
patopato 27/01/2017 21:28
za ry zareo nanana application BETAX zay a,
tonga dia ita ao daholo ny zotra taxi be eto andrenivohitra,
voafafa izy io,
nef ilaina le izy,
=> sao mb mis mahafantatra ny site web itelecharge_na azy tsika ato ?
mrc a !
patopato 27/01/2017 21:16
Tsara be lay fifandraisana samy malagasy,,
michousou 20/01/2017 18:13
akory aby e!!!! salama zay o!!!!! vao2 maresaka???
ANARIM 20/01/2017 08:17
@Angie : tsoda malalako!
tendrecoeur 19/01/2017 20:24
coucou aiza ianareo o.
tantanana 19/01/2017 10:10
@Gustavo : D aona ry Nambin a ! Lazaiko fa ra toky ! milam tsara v ny any Antananarivo any e
tantanana 19/01/2017 10:09
@Ferdino : aiz e ! za nga sipa vazah le ! Bandy akama za a !
tsivery2017 18/01/2017 07:38
Misaotra ny serasera nampiditra ahy
Voalohany  < 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 37 38 39 40 41 42 43 44 45 46 47 48 49 50 51 52 53 54 55 56 57 58 >  Farany
mg