Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

tyuiop 17/01/2017 20:53
tsy olona iray ahasambatra ahy no tena iriko tompo fa olona iray ho tiaviko mandritra ny fiainako
tyuiop 17/01/2017 20:44
fa ny fitiavana no lehibe indrindra,
aleo tsy mitia raha to ka tsy tena fitiavana
aza mitia olona raha ny arenany no itiavanao azy na ko bika amanendrika,atolory azy ny tena fitiavana tsisy ambadika
iarymino 17/01/2017 11:55
salama ry namana,
misy mamoaka any amin'ny tambazotra hafa ny sariko dia nofafako ny sasany...
tokony hoe rehefa eto rangah no andefasana azy de tsy avoaboaka any a!!
nefa moa tsy maintsy misy foana ny olona tsy mahafinaritra e!!
diasa 16/01/2017 16:33
Aona ianao tonga soa ato @ serasera
soa.tiana 16/01/2017 08:04
zaho sy ianao - Rado
Nitsiky ilay "Izaho" tanaty tratranao
Nahita ilay "Ianao" nonina tan-tratrako
Fa hay va re 'ty "Izaho" tsy iza fa "Ianao"
Ary "Ianao" tsy iza fa "Izaho" tsy mbola fantatro.
ferdino 13/01/2017 23:03
Aiza ho aiza ny malagasy ankehotriny raha hapitahaina amin'ny taloha?
Mamna 13/01/2017 16:03
Te hoafaka amin ny concours zay ho ataoko za ka mila fanampina kely hoanzay mba afaka manampy amireto nmako reto
ferdino 13/01/2017 12:36
j'aime votre sms
ferdino 13/01/2017 12:16
Quand chocolat76 arrive à mada pour faire une vacance?
Voalohany  < 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 37 38 39 40 41 42 43 44 45 46 47 48 49 50 51 52 53 54 55 56 57 58 59 >  Farany
mg