keta-boloky 19/05/2013 12:25
voky mimenomenona, noana mimenomenona ! aha, tsita ihany oe ahoana !
tm 19/05/2013 12:25
faith, hope, love... I'll hold on come what may
liso52 19/05/2013 12:25
nahatsiaro dia niverina indray aho
damah 19/05/2013 12:25
@coconutte: mba alefaso moa ny adresse Mail e
KARLGYVER 19/05/2013 12:25
MAHAFALY NY MANAO SERASERA AMIN°NY BE SY NY MARO.
NY MITA BE TSY LANIN°NY MAMBA ARY NY AKANGA MARO TSY VAKIN°AMBOA
nabason 19/05/2013 12:25
@ikalas11: d irery v ianao vonona ao ny ho anamanao ra izany
damah 19/05/2013 12:25
@coconutte: bjr ,misaotra ary e , afaka mifandray foana isika e , mba valio aloha ny hevitro , mba hahafahana mifandray tsara de omeko adresy aty Frantsa indry
pisou86 19/05/2013 12:25
mampalahelo ahy mihintsy ny midira mpikambana ato
damah 19/05/2013 12:25
@ikalas11: miarahaba anao. INONA NY vao2 Mada any e