Hampiditra eritreritra vaovao
Eritreritra nandalo
@riaj: tena mbola manao tadidy be mihintsy ry se ah! raha somary re kely angamba ny feony dia miverina tanteraka ao an-tsainale faharoa io zao ohatry ny hiran'ny njila raha tsy diso aho
mba tiko ha fantatra ireo namana misary adala ao @serasera e asa raha possible
miarahaba anreo manana eritreritra mandalo ny tenako :indray andro any dia hihaona mivantana isika piserasera rehetra ary @ dia ny tena anarana no hifampiresahana fa tsy solonanarana intsony, ny masontsika hifanojo ,ny fontsika hifandray, ka ninoninona action EO dia ho reventsika milay !... Tohiny
aleo faizina mafy reto mpitrandraka harena akibony sol reto fa reo foana mampahantra antsika io