Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

iaboba 14/12/2016 11:33
trop ry zarew le delestazy a!
tojoss 13/12/2016 15:26
@soa : zah kou mba te ho namanao
carrie 12/12/2016 08:18
c'est pas l' age qui fait la maturité des hommes,c'est l' expérience vécu
rah-lay 07/12/2016 10:25
tokony ho ravana any io ANP sy ny tafika
mitiaranaivosoa 06/12/2016 07:31
namana afaka mifanakalo hevitra na mifampizara fifaliana
roojgirl 02/12/2016 21:29

Teny kely!ny tena fahasambarana on de ny manao ze ahasambatra ny manodidina anao (namanao, vadinao, olotinao,havanao sns ...)
hanitra2015 02/12/2016 14:13
@sipagasy : very koa ny lakile e!!!
Ryhaj 30/11/2016 10:12
Aiza ny tanindrazanareo? (ao Ankadifotsy)
--> Fa maninona refa hoe tanindrazana dia matetika any ambanivohitra foana ny valiny, fa vitsy no mba henoko hoe ao Ankadifotsy ny tanindrazanay, na hoe ao Isoraka, na hoe ao Ambohijatovo..... [eritreritra nandalo]
Voalohany  < 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 34 35 36 37 38 39 40 41 42 43 44 45 46 47 48 49 50 51 52 53 54 55 56 57 58 59 60 61 62 63 64 >  Farany
mg