Eto ianao : Fandraisana> Namana

Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

Miotysoa 27/08/2010 08:42
@geralde:
Manana za fa ts afaka miditra ao raha ts refa indraindray ihany .
Lartiana 27/08/2010 05:42
tsy haiko mihintsy ny fomba ahafahako miserasera eto ;serasera namana sy fifampizarana.Toroy hevitra e
koanga 26/08/2010 16:50
@lala9: mba maniry ny te hifandray aminao .........fa couage fon
koanga 26/08/2010 16:00
@sosoab:iza marina notena momba2 anao famafina ah! ah!
rafahafahana 26/08/2010 12:20
@Talboty: ianao aza tsy nanisy sary akory koa
rafahafahana 26/08/2010 12:17
La fleur la plus belle perd un jour sa beauté mais une amie fidèle dure une éternité.
Soanja 26/08/2010 11:17
@andrewchka: Misaotra nifidy ho namana. Nahoana ianao no nanao io safidy io? Hazavao amiko misimisy anie ny momba anao. Inona no zava-mahafinaritra anao sy ny zava-tsy dia zakanao ary ireo izay tena maharikivy anao tokoa.
ralem2010 26/08/2010 10:41
Ny tena sakaiza tokoa, dia tia amin'ny andro rehetra,...
sakaymena 26/08/2010 10:37
@oliviah: sariko tao antranon i djuli sy imad io ko mpivarotra anana ngah zay ref maysiar ny any antanana de mamerina ny fiainany fa zay nge tatsaha nianatra e
gatti 26/08/2010 09:04
mitady namana vhv
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 >  Farany