Eto ianao : Fandraisana> Namana

Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

gatti 26/08/2010 08:21
@moonluna: slt mafatifaty nareo mitsam !
Rnrs 26/08/2010 08:05
Kaiza daholo e!
lovita 26/08/2010 04:28
Lasa ny heritreritro nieritreritra ny heritreritrao satria ra ny heritreritrao no heritreretiko dia mahalasa ny heritreritro
lovita 26/08/2010 04:18
@fitahiana: Salut Fitahiana!!!
tratran'ny contravention ré za e!! mil famonjena!!! LoL
bon journée (^_^)
toukyh 25/08/2010 18:07
@tinababy22: Fuck you, haka sipa ihany ve ry zalahy dia any senegaly. Sady izay indray mbolamitetika ny hametsifetsy
andrewchka 25/08/2010 13:59
@cathy: malagasy mipetraka eto antananarivo te hifanoratra aminao
gatti 25/08/2010 13:26
@Cherrychocolatte: manja beee mitsy marin'èèèhh
92iMEN 25/08/2010 13:10
Voaraiko ny msg nao t@ serasera afaka mifandray namana mafinaritra tsara sika dia araka ny lazainao hoe mifandray mafinaritra fa tsy hifanao resaka adala na hifandrebireby ny adrss mail dia jclarck-at-hotmal.fr io no tena azoana ahy dia manantena ny vavao anao ndray .Mandrampihaona
mamis 25/08/2010 10:11
@tiwillex: bjr ! mety ho mpinamana isika. vaovao sy maresaka ?
KYOM 24/08/2010 14:18
@dhalia: mtady olon tina marina v enao, kyom ny anarako ato ra ijery ana enao, azoko fantarina v ny poznao
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 >  Farany