Eto ianao : Fandraisana> Namana

Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

fely_11 27/02/2010 12:02
slt daholo
hery 27/02/2010 06:44
Tsy mety vita ilay dedikasy @rvg ao amin'ny fb. Tsy maintsy mbola ianarana indray ny fomba vaovao omen'ny fb fa niova tsss
rossita 27/02/2010 04:30
...
dadasy 27/02/2010 01:44
milay kosa ity e! tonga de eto ny eritreritra mandalo fa tsy mila miolikolika intsont! m'saotra sefo a!
siligaoma 26/02/2010 17:37
Tsy noforoniko izy ity fa hiran'i Lôla fa ho anay aty lavitr'i Dago aty dia tena hita hoe marina tsisy ho kihanina ilay izy e :

Maro ny tany nandehananay e
Hafa avao raiky izay e
Tsy korana rô na resaka fanatsarana
Tsara tokotry e
Hoy endry e, Misaora Zanahary e !
Hoy iaba, nanome Gasikara
sipagasy 26/02/2010 17:02
Mihaino radiovazogasy dia manimanina e!!!!
hery 26/02/2010 16:42
Ok... afaka mametraka eritreritra mandalo avy hatrany rehefa tafiditra.
sandans 26/02/2010 15:50
raha izao hono no tonga ny gidragidra de inona no mety hiseho?
hery 26/02/2010 11:05
Mandalo FB mijery hoe maninona ny Dedikasy @RVG no tsy mivoaka any grrr
hantafara 26/02/2010 10:59
mitady namana lhl na vhv mba afaka miresadresaka sy mifampizara ny tsara sy ny ratsy
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 >  Farany