Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

hery 25/11/2009 10:33
Oups... nanjavona ny dinika politika. Saika ny Eritreritra mandalo no no-desactiver-na dia ny politika indray no voakitika :-p

Ok, alaina any amin'ny backup zany tssss
hery 25/11/2009 05:23
Efa ho avy ity ny Krismasy 2009 sy ny Taombaovao 2010. Toy ny isantaona dia misy sary firariantsoa avy amintsika namana aseho ao amin'ny pejy fandraisana. Koa amin'ity taona ity dia toa izao no hanaovana izany.

Ny namana rehetra dia afaka mampiditra sary eo amin'ny sary firariantsoa. Ny sary ekena ... Tohiny
kotla 24/11/2009 19:30
sali enao an!
themar 24/11/2009 07:33
nisy vao2 matetika mandeha amin'ny fahita lavitra dia ady @ kolikoly sy tsolitra ireny.
rehefa nandinika zaho de tsy afaka @ olombelona io satria lova hatrany t@ faha Jesoa kristy efa nisy kolikoly, vola 30 Ar no nanaovan'i Jodasy tsolitra sy namadihan'i Jesoa t@ zany, ka hatramizao dia mbola misah... Tohiny
themar 24/11/2009 06:38
Mahagaga ry zareo fa rehefa vao2 ny taona de samy milaza daholo ny olom-belona fa tokony ho vao2 koa ny fomba fanao sns... Nefe tsy izay no miseho rehefa mandeha ny taona vao2.
Ny teo ihiany noteo, hitanareo ny omby iray rehefa mandeha de izay hitsahan'ny aloha dia hitsahan'ny afara, namisy lavaka ... Tohiny
raozigasy 23/11/2009 21:47
Dia misononoka mora, tsy maka lavitra ilay taona
Satria herinandro vitsy sisa, dia handeha izy himaona
Hamela anao sy ny fahiny, hivalona ho tantara indray
Fa taona hafa sy vaovao, ka ny lasa hiampy iray
fahamarinana 23/11/2009 19:28
Leo be,leo be ,leo be (-:
Voalohany  < 788 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 808 809 810 811 > 
mg