Hampiditra eritreritra vaovao

Hampiditra eritreritra mandalo

Eritreritra nandalo

myay 23/11/2009 05:07
hifampizara resadresaka sy hifandray
myay 23/11/2009 05:06
mitady namana tsotra
dadasy 22/11/2009 16:28
efa hifarana ny volana novambra afaka herinandro nefa ny ranomandry mbola tsy tonga ihany??? mafana "ara-bakiteny" angamba ny tany!!
endrika01 22/11/2009 14:56
Hararaoty ny andro azo hanaovan-tsoa;fa miha-ratsy 'zao fiainana izao!
tess 22/11/2009 14:05
Inona no maha samy hafa ny sport sy ny exercice fizik???
simplex 22/11/2009 13:17
Tsy misy saka mitory fitiiiiaaaaaa
Oseanne 22/11/2009 12:34
slu! ke tout le monde ki ce message rayonne tous de bonheur et de joie; ne baisse jamais les bras
Emisoa 21/11/2009 22:54
Mba miheritreritra hifandray antsoratra amin'ny Malagasy!
simplex 21/11/2009 21:46
tsy mamanao no hifaninanao fa ny dadanao!!
hery 21/11/2009 21:38
Ity koa anie izao mety azo atao hoe rediredy mandalo e ... raha ohatra ka hoe rediredy ny eritreritra mandalo indraindray.
Voalohany  < 789 790 791 792 793 794 795 796 797 798 799 800 801 802 803 804 805 806 807 808 809 810 > 
mg