Figorisana an-dranomandry voalohany: mbola nitazona nadritra ny 5 mn, narahi-maso nandritra ny atsasakadiny, de nandeha irery nandritra ny adiny telo, nianjera imbetsabetsaka
Valaka tsara fa nahay ny niafarany!
Valaka tsara fa nahay ny niafarany!
tandremo aza ny avalanche hihihi
ho avy tsy hoela ny sary fa aza manahy!
apseou arany we jerena zany nande rery adiny 3 zany ary we :-p