Eto ianao : fandraisana> Mombamomba> hery

Eritreritr'i hery

hery 24/05/2013 23:48
Nampidirina ho anisan'ny azo ampidirina amin'ny hafatra eto amin'ny serasera koa ny Soundcloud. Efa afaka mampiseho video youtube sy dailymotion amin'izao. Fa manomboka izao koa dia afaka mampiseho hira avy ao amin'ny soundcloud.com eto sy any amin'ny forum ianao.

Atao ao anaty [soundcloud] sy [/soundcloud] fotsiny ny lien misy ny hira.
Ohatra misy hira hoe http://soundcloud.com/hery-radiovazogasy-serasera/ry-fanahy-nomena-anay-fihirana dia ataoko ao anatin'ny [soundcloud] sy [/soundcloud] fotsiny io, izany hoe
[soundcloud]http://soundcloud.com/hery-radiovazogasy-serasera/ry-fanahy-nomena-anay-fihirana[/soundcloud]

dia lasa:




Hamaly

Midira raha hametraka hevitra