diasa 21/01/2019 06:24
Faly miarahaba ny namana rehetra nahatratra ny taona vaovao;mirary antsika rehetra mba hahaomby amin'izay atao
mialatsiny amin'ireo namana manokana izay nandefa hafatra firarian-tsoa ka tsy voavaly fa izao vao afaka miditra eto indray nohon'ny tsy fahasalamana nahazo
mankasitraka tsy manadino e!!!!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

1. rosekely 28/01/2019 07:44
mirary soa sy fahombiazana ho anao koa eee
mg