Eto ianao : fandraisana> Mombamomba> hery

Eritreritr'i hery

Safidy momba ny eritreritra mandalo

hery 27/07/2016 17:10
Hmmm... lasa misy teny anglisy maro
hery 27/07/2016 17:10
Inona ara no tena tokony fomba hanatsarana an'ity site ity hmmm
hery 27/07/2016 17:10
Andrana sary
hery 27/07/2016 17:10
Ahoana ny fahitanareo an'ilay takelaka nony nohavaozina?
Tsotra kokoa ve? Mahafinaritra kokoa ve? Mora ampiasaina ve?
Ny loko ve tianareo sa inona no tokony ho mety?

hery 27/07/2016 17:10
Ok. Manatsara tsikelikely ihany fa aha misy zavatra tsikaritrareo tsy mandeha dia aza misalasala manoratra.
Mety misy adino mantsy.
hery 27/07/2016 17:10
Efa miainga any tsikelikely ny version vaovaon'ny site namana
hery 27/07/2016 17:10
Mangingina zany andro izany
hery 27/07/2016 17:10
Mirary soa sy fanambinana ho antsika rehetra amin'ny Taona vaovao 2015 io e
hery 27/07/2016 17:10
Isaky ny weekend izany dia avy foana ny orana loll. Dia rehefa miasa dia mafana be
hery 27/07/2016 17:10
Tokony mba misy olona mivahiny eny an-trano hiaraka hiari-tory amin'ny baolina fa tsisy ambiansy ilay miari-tory irery kle.
Sa ho antsoina ny mpifanolobodirindrina?
hery 27/07/2016 17:10
@lanto: Ary ohatra ny hitako nandalo :-p
hery 27/07/2016 17:10
@ora: Misaotra nandray ho namana
hery 27/07/2016 17:10
Ridana
hery 27/07/2016 17:10
Araho maso tsara ihany fa toa hafahafa izany hoe asiana miaramila isaky ny biraom-pifidianana izany an. Mody hoe hitandro filaminana kanefa mety ho herim-pamoretana ihany koa.
hery 27/07/2016 17:10
Tokony ho firy taona vao afaka tena mitendry mozika raha ankizy tsotra tsy dia tena hoe manan-talenta tahaka ny sinoa? Ny anay, izao vao nahay tia zaza fiverenana tendry tokana

hery 27/07/2016 17:10
Inona hoe? Haterina amin'ny 1er mai hoe ny kandra? Izany ve tsy efa filam-baniny tsotra izao?
hery 27/07/2016 17:10
Tafatsangana tokoa ny Tompo, Aleloia... tratry ny Paka daholo.
hery 27/07/2016 17:10
Mila mitandrina foana fa na dia faran'izay mahay mitondra fiarakodia aza ianao dia mety tsy hahay hitondra, na mamo, na resin-torimaso ilay mpamilin'ny fiarakodia mifanena aminao...

https://lh5.googleusercontent.com/-Jm1jDzC2ifM/UVClPxbqNyI/AAAAAAAATWw/PUGTyoR1Xws/2013-03-25+20.14.40.jpg
hery 27/07/2016 17:10
Hmmm... 100-300mm f5.6, asa na hanao ahoana fa azo mora
https://lh6.googleusercontent.com/-FcHYn3H5iiQ/UVDn7uIbwoI/AAAAAAAAAPo/gTivKFjoSSA/IMG_4458.JPG
hery 27/07/2016 17:10
Oh, tena mitovy tokoa an. Raha raisina ny tononkira amin'ilay faharoa dia hiraina amin'ilay feonkira voalohany dia mety tsara koa.

Sweet Memories


Ry lasako.

Ny tononkira: http://tononkira.serasera.org/hira/solo/ry-lasako
 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 >  Farany