Eto ianao : fandraisana> Mombamomba> hery

Eritreritr'i hery

Safidy momba ny eritreritra mandalo

hery 24/04/2014 21:15
Avy nijery ilay film hoe "Beyond a reasonable doubt" http://www.imdb.com/title/tt1183251 Saika tsara fa ratsy fiafara. Film efa tamin'ny 2009 fa milay...
hery 24/04/2014 21:15
Ary anniverseran'i @jentilisa kay androany hitako rto amin'ny serasera.org. Arahabaina e.
hery 24/04/2014 21:15
Gravy ihany izany zava-mitranga any Bira izany an... mahatsiravina
hery 24/04/2014 21:15
Nisy olana be tao amin'ny serveur iray tamin'ny nanovana ny php ho PHP 5.3.5. Kay mbola be dia be ny tsy compatible dia voatery niaritory nanitsy azy indray. Tsy maintsy mbola hiverenana fa fitsaboana maimaika fotsiny aloha no natao.
Lesona: Aza manao upgrade tsy nandramana mihitsy amin'ny serveur en prod.
hery 24/04/2014 21:15
Mba hatory aloha androany...
hery 24/04/2014 21:15
Mahafinaritra ilay mampiasa an'ilay #GQueues fa raha vao gratos dia tsy ampy ny features ao anatiny. Fitaovana hametrahana ny lisitry ny zavatra tokony hatao. Raha mandoa an'ilay 25 euros isantaona anefa tsy hita akory hoe inona no tena hampiasana azy be loatra. http://www.gqueues.com

Sao dia tokony hanamboatra? tss
hery 24/04/2014 21:15
@felicia: Buon compleano bella... tutti i miei auguri. Ahoana izany fiainana vaovao izany?
hery 24/04/2014 21:15
@nanoukely Tratry ny tsingerin-taona an. Manaova fety sambatra, dia ovay androany aloha ilay resaka tongotra amin'ilay quit ao am karajia fa tsss lollll
hery 24/04/2014 21:15
Manomboka izao dia azo atao ny mampiditra ny sarinao avy any amin'ny Facebook mandeha eto amin'ny namana.serasera.org. Tsotra ny atao, mandehana fotsiny ao amin'ny fampidirana sary dia tsindrio ny safidy hoe Hampidirina avy any amin'ny Facebook na midira eto avy hatrany http://namana.serasera.org/namana/fbsary
hery 24/04/2014 21:15
Miarahaba an'i @sipagasy sy @ravatorano tratry ny androany ihany koa
hery 24/04/2014 21:15
Mamaky ny tantara soratan'i Soanja http://namana.serasera.org/vondrona/asehoy/mpamorona-tantara ... gravy lol
hery 24/04/2014 21:15
namana.serasera.org: Smooth upgrade to CI-CMS2, still testing
hery 24/04/2014 21:15
Tss, misy fiantraikany amin'ny mpi-chat ao amin'ny karajia.org ilay fahatapahan'ny moov sy blueline. Mitaraina be ny ankizy.
hery 24/04/2014 21:15
Efa manomboka manangasanga ny lohantaona... na dia mbola tsy eo aza ny masoandro
hery 24/04/2014 21:15
Feno herintaona omaly ny #motus ao amin'ny karajia.org Nombre total de rounds joués : 226046
• Date de mise en service du Motus : 10/03/2010 à 16h35
• Nombre total de rounds joués : 226046
• Champion de la semaine : Nantih - 19698 pts
• Champion de la semaine dernière : tianalove - 19196 pts
• Top 3 des meilleurs champions de tous les temps :
1- carlitta-
138148 pts
2- Angie
135448 pts
3- Anonyme_43725
101964 pts
• Joueur détenant le plus de titres de champion : anarim - 9 victoires.
• Joueur ayant remporté le plus de rounds : jery - 21542 mots trouvés.
• Joueur le plus rapide : Anja_rasoa - 2.097 secondes
hery 24/04/2014 21:15
Oh, why didn't I know that #netbeans exists? Now, I'm enjoying coding #java with charm
hery 24/04/2014 21:15
Ok, forum.serasera.org now runs completely with CI-CMS2 using Codeigniter2
hery 24/04/2014 21:15
Ny vehivavy ho'a hafa ihany. Miady hitovy zo amin'ny lehilahy nefa mitaky zo manokana rehefa 8 marsa. Tsy maninona fa dia tratry ny andro tokana natao ho an'ny vehivavy e. Mba anareo izany ny andro androany...afaka mihafy iray andro ny lehilahy.
hery 24/04/2014 21:15
Mirary herinandro milay ho antsika eto amin'ny namana.serasera.org indray ooo.
hery 24/04/2014 21:15
Waow, #java seems to be easy. It looks much like C snd C++
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 >