Eto ianao : fandraisana> Mombamomba> hery

Eritreritr'i hery

Safidy momba ny eritreritra mandalo

hery 04/05/2016 17:20
Ny olana amin'ilay tsisy tel dia tsy ilay tsy afaka miantso fa ilay tsisy famataranandro sy agenda grrrr
hery 04/05/2016 17:20
Iza kay raha fantatrao? http://vetso.serasera.org/tononkalo/kiriah/iza-kay-raha-fantatrao Merci @kiriah
hery 04/05/2016 17:20
Kiiii simba ny telephone-ko
hery 04/05/2016 17:20
Hi-rythm kely aloha... dou - tsah - . - dou - dou - tsah
hery 04/05/2016 17:20
hitako ihany nony farany ny OS tena iliako. #ArtistX http://forum.serasera.org/forum/message/m4c9b5bd827c51
hery 04/05/2016 17:20
Tratry ny tsingerintaona nahaterahanareo nareo ry @Ambre, @Andokely, @andrias, @antsagasy, @Army, @berisa, @Duddy, @Durand, @erica, @Fidy34, @gedo, @haj2andri, @hajandri, @harongana, @hesham, @kmikse, @koala, @lazab, @mainty, @miainga, @Mihajahenintsoa, @Mimifali, @misterrazo, @nattan, @Nattanael, @pif, @pisso, @poumiantra, @rain, @ravmaert, @rniels82, @smith, @soatokoa, @tetsu, @Thom, @tovozara, @tsiky, @uncanny, @zady, @zakoo, @zarer
hery 04/05/2016 17:20
#kdenlive has (or do I) problem when using composite transition for more than two tracks. I'll try #Cinelerra
hery 04/05/2016 17:20
Fier de vivre à Rome #romacapitale
hery 04/05/2016 17:20
Efa azo jerena indray ny statistikan'ny lalao motus ao amin'ny karajia #jeu-motus http://irc.serasera.org/motus/
hery 04/05/2016 17:20
Nahazo micro sy soundcard vaovao misy input sy output RCA
hery 04/05/2016 17:20
Hitako mahasehaka Adobe Premiere mihisy ny KDEnlive rehefa manamboatra video. Nefa ny KDEnlive gratos
hery 04/05/2016 17:20
Salama daholo indray ny namana serasera rehetra eee. Mbola ilay omaly ihany ity fa sao dia maimaika be eo
hery 04/05/2016 17:20
loll, nandefa email fitarainana tany amin'ny Cotral (Compagnie Bus) aho dia voatambitamby be mihitsy, hay noheveriny fa vehivavy ilay anarana hoe Heriniaina tsss. Nisy hatramin'ny hoe, raha misy olana dia antsoy ity numero-ko ity fa hitadiavantsika solution.
hery 04/05/2016 17:20
Une autre gaffe de auzoma.com?

http://farm5.static.flickr.com/4150/4970610556_d2f878f74b_m.jpg

Raoul vient de nous quitter, les gens cherchent sur google Raoul... et auzoma.com en a profité pour vendre des CDs...
Manararao-paty?
hery 04/05/2016 17:20
Nividy elo fa ho avy ny orana (Ngamba gaga mihitsy zay mamaky ny eritreritra mandaloko hoe izany koa dia lazaina). Ka izaho mpanary elo foana, adino any amin'ny metro, any anaty bus, ato am-piasana, na adinoko hatramin'ny toerana nanadinoako azy... dia isaky ny ho avy ny orana dia mividy elo. Dia ireny elo "foza sinoa" ireny no vidina, 2 Euros izy (mitovy amin'ny vidina atsasaka pizza loll). Amin'izay na very aza tsy manenina.

Afaka avy amin'izay ny orana
hery 04/05/2016 17:20
Waoww, variana be nilalao mozika nandritra ny weekend. Tsy nijery serasera, tsy nijery email, tsy niasa grrrr.
hery 04/05/2016 17:20
Yesss... tonga hono le fitaovana mijajika hi-youtube maromaro indray ato ho ato lolll
hery 04/05/2016 17:20
Zay vao nahita Clash of the Titans #movies Tsy dia tena nanaitra loatra fa malaza dia tsy maintsy nojerena ihany. Soa ihany tsy nandoa vola
hery 04/05/2016 17:20
Aviavia ra orana ooo. Tany #Subiaco efa avy vao maraina ny orana...
hery 04/05/2016 17:20
Salama daholo indray ooooo Mbola tsy vita foana ve ny vakansy oooo
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 >