Eto ianao : fandraisana> Mombamomba> hery

Eritreritr'i hery

Safidy momba ny eritreritra mandalo

hery 22/09/2014 00:08
@antsolia: Hay ve tena ato marina e loll. Noheveriko fa ao amin'ny karajia fotsiny.
hery 22/09/2014 00:08
@Makouto: K'aiza ry zandry a, aza milentika be any fa sao fanina any
hery 22/09/2014 00:08
Efa azo jerena ao amin'ny http://antsary.com ny sary tany amin'ilay fihaonana Namana Serasera Dago tamin'ny asabotsy. Misaotra an'i @angotiko tamin'ny sary
hery 22/09/2014 00:08
@diamondra27: Joyeux anniversaire Diam's a. Dia mirary soa amin'ny atao rehetra eee.
hery 22/09/2014 00:08
Hisy sefosefo koa izany ity tantara ity rehefa alefa amin'ny radiovazogasy http://riani.blaogy.com/blog/1240/page/4
hery 22/09/2014 00:08
@kalamialy: Gravy le avatar fa laingalainga an, misy dikany manokana?
hery 22/09/2014 00:08
Ok, Izay vao mandeha ilay loadbalancing ao amin'ny radiovazogasy. Tokony mandeha malakilaky kokoa ny site amin'izao
hery 22/09/2014 00:08
Grrr nifamadika ny fichiers nalefan'ikala sa izaho no nampifamadika azy???
hery 22/09/2014 00:08
Raha hihaino ilay tantara amin'ny RadioVazoGasy dia jereo ny site http://radiovazogasy.com dia jereo ilay hoe "Ecouter en live"
hery 22/09/2014 00:08
Ny ao ambadik'io solonanarana io anie ka hummm...
hery 22/09/2014 00:08
Tadidinao ve? Jereo ny volonay, voahogo tsara ery http://tinyurl.com/2vfelm7
hery 22/09/2014 00:08
Tokony nanaovana andrana aloha ilay radiovazogasy vao niditra tamin'ilay Loadbalancing. Izao nanjary tapaka. Naverina t@ taloha daholo aloha dia andramana manokana. Rehefa mety vao tena raiketina... tsss
hery 22/09/2014 00:08
Hijery film kely aloha, State of Play, ho lany eto ny adin'ny roa http://www.imdb.com/title/tt0473705/
hery 22/09/2014 00:08
Manandrana #ubuntu desktop 10.4. Ohatry ny mahafinaritra. Izay koa no mahatsara ny mampiasa serveur virtuel satria afaka installer-na dia raha tsy tiana dia ajanona. Mampiasa proxmox aho amin'io.
hery 22/09/2014 00:08
R.I.P. Père Rolland o.c.d. Hankahery anay hatrany ny tsiky tsy afaka eny imolotrao. Semban-drahona Roma sy Arivonimamo
hery 22/09/2014 00:08
Maka fy eo ambody radiovazogasy http://radiovazogasy.com mihaino ny tantaran'i Rado
hery 22/09/2014 00:08
Vonona ny tantara "Rado ilay fitiavako fahiny". Mizara ho tapany roa ilay izy. Mandeha rahampitso alarobia ny tapany voalohany. Amin'ny heriny kosa no mandeha ny tapany faharoa.
Aza adino ary, alarobia amin'ny 9 ora sy sasany alina, ora Paris.

hery 22/09/2014 00:08
Nareo koa ve nahazo an'ilay hafatra amin'ny teny anglisy avy any amin'i @vivian55 ?
hery 22/09/2014 00:08
Waow, that was a busy and interesting weekend with my bro @hasinapatsa great thanx to all of u guys.
hery 22/09/2014 00:08
vive la moura moura lolll
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 >