Eto ianao : fandraisana> Mombamomba> hery

Eritreritr'i hery

Safidy momba ny eritreritra mandalo

hery 29/08/2016 00:05
Sary sy videos nandritra ny Fihaonana Serasera Roma III http://roma3.divers.serasera.org/ dia mankafiza
hery 29/08/2016 00:05
Hody kely amin'izay fa vita ny Roma III
hery 29/08/2016 00:05
@Oully joyeux anniversaire de mirary soa hatrany
hery 29/08/2016 00:05
Novonjena novelomina aloha ny http://takelaka.org fa efa ela loatra no tsy nandeha araka ny tokony ho izy. Azonareo andramana ampidirana izay takelaka malagasy mahaliana anareo.
hery 29/08/2016 00:05
Rehefa zavatra tahaka itony teny Ankasina itony dia ela be vao vita ny anketin'ny polisy, fa rehefa bombe artisanale dia 24h maximum dia tratra ny atidoha
hery 29/08/2016 00:05
@lalahanj: Arahabaina tratry ny tsingerin-taona ralava a manaova fety milay dia araraoty ihany ny any am tanàna na dia izany aza.
hery 29/08/2016 00:05
Andramo ihany ilay Google+ fa manjary wain be https://plus.google.com/ lolll eo mou e
hery 29/08/2016 00:05
@sambatra6: raha vao tsy misy solonanarana tahaka ity napetrako ity ilay eritreritra napetrakao teo dia tsy misy mandray.
hery 29/08/2016 00:05
Lasa indray izao
hery 29/08/2016 00:05
En mode "Eny amin'ny volana izahay izao..." :-p
hery 29/08/2016 00:05
Raha mbola misy mila invitation google+ dia lazao eto... toa izao ny zavatra mety ho hita ao aloha hatramin'izao... sao mbola liana
http://farm6.static.flickr.com/5309/5890416046_8250d3577c.jpg
hery 29/08/2016 00:05
Ho hita eo raha malaza am-boalohany fotsiny indray ilay Google+
hery 29/08/2016 00:05
@fasaly Ary toa tsy hita akory ilay sary? :-p
hery 29/08/2016 00:05
Ampy aloha izay fa hatory indray...
hery 29/08/2016 00:05
Just watched "Unknown" (2011) http://www.imdb.com/title/tt1401152/ bourne style, thumbs up
hery 29/08/2016 00:05
Je viens de recevoir Bouba (intégrale) 26 épisodes Aina va se régaler
hery 29/08/2016 00:05
Mijerijery ny video nalaina tany Ampefy tamin'ny herintaona
hery 29/08/2016 00:05
#flickr's #farm3 seems to be down
hery 29/08/2016 00:05
RT #sary @jentilisa #Pic #lunareclipse from Antananarivo when clouds cleared http://t.co/LnroXpi
hery 29/08/2016 00:05
Tsy mba misy Lundi de Pentecôte hono eto Italia tsss, nefa efa andro fiasana koa ny alakamisy ascension
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 >  Farany