Fampidirana sary amin'ny email
Manomboka izao dia afaka mampiditra sary amin'ny alalan'ny email ianao. Izany hoe alefanao email amin'ny adiresy manokana ny sary dia mitranga eto amin'ny serasera.
Mba hahafahana manao izany dia mila maka ilay adiresy manokana ianao. Mandehana ao amin'ny mombamomba anao, ao amin'ilay hoe Ovay ny momba anao (Jereo eto), dia misy hoe Hampiditra sary amin'ny email.
Azonao atao koa ny maka ilay adiresy manokana rehefa mijery ny lisitry ny sary rehetra (Jereo eto) dia misy hoe hampiditra sary amin'ny egail.
Rehefa alefanao amin'io adiresy gmanokana io ny sary dia mitranga avy hatrany ao amin'ny tahirintsary anakiray atao hoe "Finday" izay azon'ny rehetra jerena. Rehefa mandefa ilay hafatra misy sary ianao dia apetraho eo amin'ny votoatin'ny hafatra (objet) ny mombamomba ny sary.
Comments:
1. Matoky
2. lauria209
3. lauria209
mbolatsara jiaby e
4.
5. Ralisoa fanja valentine
Fampidirana sary
6. Ralisoa fanja valentine
7. Tsiferana
8. Tsiferana
salam
9. lita
slt daholo
10. Haja
Gasy iray e!!!
11. Livajaks
milay beh
12. Rabary Henintsoa Nicole
bnjr daholo é! mafinaritra be lay tafiditra ato anaty serasera
13. koulake
Slt daol,milay be le ato @ serasera a!
Zah mants mpikambana vao2
14. RAJAH
Seraserao ary e!
15. joulima
slt milay be fa mstra
16. zariasy
hello hello
17. RAZAKAHARISON LOVANIAINA
antoy e!
18. RAZAKAHARISON LOVANIAINA
antsoy e!
19. voady
salama ve?
20. Dex
Salama liaka a.
21. Nivosoa
mahafinaritra be daholo nareo
22. velo
mba mila mifanoratra amina vehivavy matotra za ry zareo a
23. Janny
People can use thesis help for reading more information about this. It'll be very easy to do.
24. jack837
Samala e! na dia izany aza mba matotra fa aza be hanihanay fa izay marina lazaina!
25. Lehita
Manaona daholo eh!
26. Coach Outlet Online
na ho an'ny mpikambana ihany na koa ho an'ny namanao manokana ihany.
27. sol ramams
no new