Eto ianao : Fandraisana> News

Namana miresaka mivantana

Submitted by: hery
On: 01/02/2010

Amin'ity volana febroary ity izahay dia faly manolotra ho anareo ny karajia #serasera vaovao izay azonao jerena ao amin'ny http://karajia.org.

Ny Karajia serasera dia toerana izay hihaonana mivantana amin'ny namana hafa (chat). Amin'izao fotoana izao dia manana ny lohamiliny manokana ny Serasera.org mba hahafahana mitantana akaiky kokoa ny karajia.

Tsotra dia tsotra ny firesahana mivantana ao amin'ny karajia. Midira fotsiny ao amin'ny http://karajia.org dia tsindrio ny rohy iray amin'ireo lazainy ireo fa tonga dia ho tafiditra ianao. 

Ny fanontaniana manitikitika sy ny fanazavana momba ny Karajia dia ho hitanao ao amin'ny takelakahttp://karajia.org ihany.

Lafiny teknika:

Raha mampiasa fitaovana hafa ankoatra izay voalaza ao amin'ny takelaka karajia.org ianao dia ireto ny andinindininy ilaina:

Host: irc.serasera.org
Port: 6667

 

Comments:

1. mzellrubis

salut les amis!le bonheur est la plus belle chose que vie réserve à ceux et à celle qui savent s'aimer
et merci à vous d'être mes amis???

2. bernard

salut! ho tahin'i Tompo anie isika rehetra

3. heritianadaniel

Salamae! mba mitady ny hiran'i andel Allelouilla raha mety dia miaraka amin'ny toniny. Homba antsika rehetra anie ny tompo.(Tsy ao madagascar ny mpangataka ny hira an!)

4. haritianakely

inona kay ny fanomezana mba tena tian'ny lehilahy ry namana isany fa te hanomana fetin'ny ray hafa kely aho .
misaotra sahady

5. echotango

mety daholo ny fanomezana rhtr fa ny tsra indrindra dia zvt mivaingana

6. ROMEO

mahafinaritra daholo ny zavatra rehetra saingy tandremo fa isika samy isika ihany manaratsy azy

7. tony204

faly miarahaba antsika gasy rehetra eto a paris é vaovao maresaka

8. tony204

saika mba angataka hirany tempo gaigy azafady é hoe bevohoka tendakana

9. tsihaiko

faly miarahaba antsika rehetra mahafinaritra ny mifanakalo hevitra

10. senaivo

kaiza

11. senaivo

kaiza

12. Théo

Salut doholo e! mba toroy hevitra aho ry zalahy fa mitady vadin'asa a!

13. touds

14. touds

fa asa inona no ataon'i Théo zao no mila ampiana vadiny?

15. solo

lu

16.

17. ajp

Miarahaba antsika rehetra,
misy teny hery ifampizarana ity hoantsika lehilahy sahy miatrika ady eo @fiainana
"Peut importe que l'on soit pauvre, un homme qui est prêt a atteindre son but qui va de l'avant est grand et beau.Cet homme ne peut être que noble et l'avenir est devant lui "
Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra

Add a comment






[*] Required