Eto ianao : Fandraisana> News

Torohevitra momba ny fifaneraserana

Submitted by: hery
On: 31/05/2010

Mahafaly ahy ny manolotra ho anareo, indrindra ho an'ireo namana vaovao, torohevitra vitsivitsy mety hahatsara ny fampiasana ity namana serasera ity.

- Fitadiavana namana : Raha tianareo hahomby ny fitadiavana izay namana hifaneraserana dia ampiasao ilay hoe Hitady namana etsy ankavia etsy. Mariho ny toerana, ny salan-taona sns. Dia avy eo jereo ny momba azy raha misy, dia andefaso hafatra avy eo. Misy hoe "Andefaso hafatra" ao amin'ny mombamomba azy dia iny fotsiny no tsindrina.
- Tandremo ny manome email : Efa misy fomba fifandraisana mahaleo tena eto amin'ny takelaka namana serasera. Misy an'ilay hoe Hanoratra hafatra, na hoe Andefaso hafatra, dia mahazo hafatra tahaka ity alefako ity ilay namana. Tsy ilaina noho izany ny fanomezana adiresy email, indrindra raha adiresy email manokana izay tsy tianao ho hitan'ny olona hafa. Misy manko ny olona mpanangona adiresy email handefasana dokam-barotra, na hanaparitahana virus. Izany akory tsy milaza hoe olon-dratsy daholo ireo mangataka adiresy email. Anjaranao izany no mandanjalanja.
- Fenoy ny mombamomba anao : Anisan'ny jeren'ny namana voalohany dia ny mombamomba anao. Raha toa ka feno ny mombamomba anao ary mifanaraka amin'izay zavatra tadiaviny dia ho tsara ny fifandraisana. Mandehana ary etsy ankavia etsy amin'ilay hoe "Ny momba anao" dia fenoy.
- Mampidira sary : Farany, anisan'ny mahamora ny fifandraisana ny mahita ny endriky ny olona ifandraisana. Koa aza misalasala mampiditra sary. Raha toa ka tsy tianao ho hitan'ny rehetra ny sary fa ho an'ny namanao manokana ihany dia mampidira sary ho an'ny namana manokana.

Dia mazotoa hatrany ary.

Comments:

1. eric hassan

je suis un mec 25 ans ,j v1 du Mada mais je boss en proche orien ,celibataire ,gentil et sociable.je vx une relation durable avec une fille Malgasy qui sait parleè autres langues ke--

2. Marie Juliette

je cherche des amis

3. Marie Juliette

je cherche des amis ; je suis etudiante à l'Université de toamasina, j'ai 26ans,célibataire. Maintenant je suis en train de preparer mon soutenance de maitrise. Coucou ho an'izay mamaky an'ity

4. BEBY

des amis pour avoir des relations, contacts,...

5. BEBY

des amis pour avoir des relations, contacts,...

6. Vongita


dejà je suis ton amie, reponds-moi...

7. razex

kikou! mec de 25 ans, je cherche des amies.je viens de finir mon etude à l'Université de Tanà. afaka minamana @ oul tsotra reetra ...

8. destina

koukou!je suis une fille de 23 ans te hanana namana tsara fanahy sy tsotra za cool sady be vazvaz mianatra eto @ universite tana manao chimie 5èm ané

9. tantelinaina

te hanana namana vehivavy 24 ansnoho miakatra aho na mme aza tsy manino valio

10. rjoss

Salut a tous! je m'apell José ,j'ai 28ans
je vien dTana et je travail a toamasina
Je cherche ma moitie, une fille a ki je pe faire confience pour la vie

11. norohasinah

salut ! je suis une fille de 23ans et je cherche des amis ou des pot qui veulent être mon ami. si tu es intéressé n'hésite pas à m'écrire. merci

12. Mitia

je cherche des amis

13. toxic

Namana mb itafan s ifaneraserana

Add a comment






[*] Required