Ny takelaky ny serasera.org rehetra

Ireto avy ny takelaka azonao vangina

NamanaTononkaloTononkira,Dinika - forumBizna - Antso filazanaAntsaryTahiryLalaoOhabolanaKlipGasy,Infogasy,Sarin-tavaBaibolyFilazana manjòRadioVazoGasy,Blaogy.comBlaogy.orgLisitraTakelaka.org,WikianjaKarajia - Resaka mivantana, BazarBe

Hevitra

manirii - 31/03/2013 13:28
Salama Hery,
Izaho ,Maniryjustin dia mangataka solon'anarana imailaka, nefa dia tsy valianao mihitsy,aza adino re tpko.
Valio manirii
POWER - 14/05/2013 17:48
Fa iza kay enao???
Valio POWER
fonohasina - 13/08/2013 14:34

Miarahaba !
miala-tsiny raha izao aho vao namaly,tena manao azafady ,tsy d mampiasa ity takelaka ity aho no marina . ity ny adresse mail -ko : norosoaevelyne-at-yahoo.fr
mirary soa ! Norosoa

Valio fonohasina
rovaldo - 17/09/2013 17:34
salama,
Za mba ampio @ fitadiavana hira choralemisy partition fa tsy mety mahita ato mintsy e,tsy mifidy ryhtme za ref mitory an Dieu fotsn d mety,
msaotra melo,
email:rovaldo.rakoto-at-gmail.com
Valio rovaldo
wilson - 13/11/2013 07:32
salama za mitady fanampiana mila olona mifandrayamiko aho mahita aho sady mandefa sms any aminy nefa ts mamaly sa ts hitany ve l sms alefako any
Valio wilson
usherrr22 - 06/01/2014 05:59
bonjour daholo. mba mila fanampina kely fa za tady hisy emoroida zany oe efa misy kel otran akihibe de inona reto no ataok akoatran manantona dokotera.
Valio usherrr22
Barth - 21/01/2014 12:20

usherrr22
bonjour daholo. mba mila fanampina kely fa za tady hisy emoroida zany oe efa misy kel otran akihibe de inona reto no ataok akoatran manantona dokotera.

Bonjour , nisy rangahy izay milaza fa mahay fanafody n'io ary @ Mandraka Park izy no Miasa , M. José no anarany fa 15 000 ar no anaovany azy .
Valio Barth
ANDRIAMENA67 - 14/02/2014 08:38
bonjour
Valio ANDRIAMENA67
jessie. - 09/03/2014 03:53
Salam o.z mb mitady naman mb azo ifampresan.
Valio jessie.
jessie. - 09/03/2014 03:59

Slt aon moa no ts itan !mety ts maheef iz e!
Valio jessie. Tohiny...

Hampiditra hevitra

mg