Eto ianao : Fandraisana> Soso-kevitra sy tsik...

Soso-kevitra sy tsikera

Eto no toerana fametrahana sosokevitra na tsikera.

Izay sosokevitra efa voavaly sy nahitsy dia hofafaiko amin'izay fa lava be loatra eto.

Alohan'izany dia jereo eto ambany ny zavatra efa noeritreretiko hatao ka aza apetraka eo amin'ny sosokevitra intsony.

Hevitra

Lahygasy - 31/12/2012 08:18
"SERASIRA"
Soso-kevitra mba te hamelon'aina ny tenidrazana tompoko.
Midika tsotra fa serasera mampiasa tenimamoafady na teny tsy fisehomasoandro...
Valio Lahygasy
hery - 15/02/2013 10:06
Azonao atao ny mamorona vondrona Serasira dia manasa namana ho ao

jereo eto http://namana.serasera.org/vondrona
Valio hery
Kiaraha - 21/04/2013 19:53
FA MANINA KAY TSY HITA TSONY ZAY NAMANA MANDALO ETO AMIN NY SERASERA E
Valio Kiaraha
toms86 - 17/05/2013 15:26
za ko zao isaky ny mandalo eto d tsy maita mitss oe aiza doly reo namana psera eto reo fa ts mety mseo eo ambany tsony mba meo spapa ze maay e
Valio toms86
hery - 30/05/2013 17:49
Efa mandeha e
Valio hery
santatr - 04/06/2013 06:48
tena mba ampio fa tsis zvtr haintsika re ato a!
Valio santatr
rmhb - 07/06/2013 12:23
slt dôly e!za re oul vô vao2 B a!mpaka le tononira ren no nahitako ty site ty fa mba mtad le tonokiran'i FILAH "Sarotra ny lalana iny zah fa ts mahita mits" mba ampio e!Rina mer6 d'avans eeeeeeee!!!!
Valio rmhb
MitovyB - 11/06/2013 22:16
Salut!tena azo lazaina fa miazakazaka mafy tokoa ny fivoarana eto ambonin'ny tany @ zao vanim-potoana hiainan-tsika izao noho ny fisian'ny mpamorona mahay ohatra ny Mpamorona ny : Fiarakodia, ny sambo, ny Avion, sy ny sisa marobe, ny finday ,ny mozika , ny zava-pisotro,ny zavatra azo fohina ( karazana sigara sy rongony sy ny sisa hafa) ny fahitalavitra sy ny fandreha akaiky toy ny mozika henoina @ casque sy ny sisa marobe, hatramin'ny karazana fomba fiteny, sy ny fomba fitafy, sy fomba fihaingo, sy ny sisa marobe, ary anisan'izany koa itony Ordinateur itony sy ny Iternet, Refa tena jerena anefa ny vokatra azo avy @reo zavatra voatanisa etsy ambony izay miteraka fivoarana izay midika ho fandrosoana dia hita sy tsapa fa tahaka ny fasana ka izay rehetra tafiditra ao dia tsy hiverina na hovelona intsony!Ny tiko ambara dia izao ho sambatra isika ra mampiasa ireo fitaovana ireo araka ny sitrapon' Atra fa tsy araka izay tsy izy, Ohatra fotsiny zao hoe ny Finday: Mampiasa finday ny olona mba hifandraisana, nefa olona tsy tokony hifandray akory, ohatra zao hoe: Miantso sy manome rendez-vous olona iray izay efa manambady ny lehilahy iray, ary tsy maintsy miaraka ao ny Lainga sy ny fitaka sy ny sisa ( ohatra io) tonga azonareo angamba ny tohiny rehetra fa io ohatra iray io ihany no noraisiko! Ny tiko ambara dia ny hoe Ampiasao araka ny tokony ho izy itony asatanan-tsika itony fa aza atao toy ny poizina ka izay midrabaka ao dia maty avokoa! BDB ny tanora ankehitsiny no simba ary dia lavo @ fiainana noho ireo voatanisa ireo(ny fomba fitafy,ny zava-pisotro, ny fijerena fahitalavitra sy ny sisa marobe ! tena mampalahelo fa misy dia tapaka lalandra tsy fidiny ny RReny noho ny ditran' ny Tanora! Mba misaina e! Teny hoan' ny Hendry io ka ambava homana am-po mieritra!
Valio MitovyB
shannie - 13/06/2013 10:33
Marina Zany!!!
Valio shannie
onjasoa - 24/06/2013 06:51
bonjour Hery,

Tsikera ny ahy fa tsy sosokevitra, misy zava baovao eto aminy site: "amour virtuel" dia tena eo daholo ny tanora lahy, misy déroulé...etc,
tsikera ataoko: raha hoe site porno ity dia tsisy prob ilay izy, raha koa hoe afaka atao site tél rose tsisy prob koa fa mila kosa angamba tenenina izay toe javatra izay aminy mpikambana rehtra,
izahay vehivavy no tena lasibatra voalohany, za moa efa 55 taona tsy taitra loatra fa afaka mamaly tsra ireny tanora lehilahy ireny, maka ambany sy mamporisika aza nataoko hijerevana hoe hatraiza ilay izy fa tena lasa lavitra tokoa,
fa misy kosa tanora vehivavy mahatsiaro "harcelée" eto aminy serasera amizao fotoana izao ary mampalahelo raha ohatra ka ny lehilahy ihnay no afaka miditra eto ka dia momba ny sexe fotsiny no hidirany eto, hatao hoe misy zavatra afaka hivelarana afa ihany koa fa tsra angamba raha hahitanao hevitra io toejavatra io,

misaotra mialoha ho an'ireo tovovavy mbola ao anatiny periode "fleur bleue" ka sembana an'eritreritra vao miditra eto
mandra panoratra indray

onjasoa


hery
Azonao atao ny mamorona vondrona Serasira dia manasa namana ho ao

jereo eto http://namana.serasera.org/vondrona
Valio onjasoa Tohiny...

Hampiditra hevitra