Hevitra mikasika ny sarin'i hery

Miverina amin'ny sary

Hevitra

kally 06/03/2007 23:32:54
Sefo a! tafiditry ny olon-tsy fantatra- sipan'ny Betongolo sady manitra no lava volo- ange ny fametrahan-tsarinareo e!
boubounezy 07/03/2007 14:44:24
marina ve zany ry lemena? zao alou michôma dé mba misy ny fotôna andéanana éto ndray ka!
Samoana 08/03/2007 17:54:33
iza indray tokoa aza io sipa bagdad io !!!
fasaly 08/03/2007 22:09:39
hihihih! bagdad:-D
mimitiana 14/03/2007 13:08:33
tena manja kosa aky ndryyyyyyyyyyyyyyy!!!
karinah 15/03/2007 20:51:30
majakely:ihihihihihi
ari.malala 31/10/2007 14:52:49
zay za vo nijery anty sary ty fa neveriko i Gotlib manao sarimbavy enao:-D:-D:-D:-D:-D
jennyjessica 19/10/2008 20:12:50
mardi gra vé zany lol

Ajouter un commentaire

Midira aloha
mg