Hevitra mikasika ny sarin'i hery

Miverina amin'ny sary

Hevitra

ikaretsaka 02/04/2007 17:48:46
Aiza ho aizan'Isotry moa izany Pisa? lol
fasaly 02/04/2007 09:37:07
fa angaha tsy any italia itsony no mipetraka i hery izao??:rol:
fijo 04/04/2007 00:09:06
za koa efa naika hanintsy an'io,fa natahotra ny papa de navelako teo
simplex 04/04/2007 00:45:16
ary efa nahitsin'i superman io fa ahoana no toa mbola mitongilana ihany :-w
vale 07/04/2007 17:20:13
Hery> hay moa, efa any dago?..

Ajouter un commentaire

Midira aloha
mg