Hevitra mikasika ny sarin'i hery

Miverina amin'ny sary

Hevitra

karinah 15/07/2007 20:33:04
Nahazo aina be i Hery izany!
fasaly 15/07/2007 16:18:47
mandehandeha be mahita raha mitsy ah! nahazo aina ô!
kally 16/07/2007 15:54:20
Toa be akanjo bà be marina!
fasaly 16/07/2007 19:33:51
kally: hihihih
karinah 16/07/2007 22:02:36
hu hu hu hu
arialy 18/07/2007 15:56:36
angers tananan'ny rivotra io e, hihihi aiz ale 14juillet :-)
rapahmada 17/07/2007 21:54:48
areheto ny afo raha mangatsika nga![IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/CAMPFI_1.GIF[/IMG]
glou 05/10/2007 16:32:18
milay ehhh :p
dadasy 30/11/2008 08:11:14
ahoana tsara moa zany no famaky ilay anaran-tanana? teny gasy sa frantsay sa anglisy?
mymi 02/03/2011 12:42:29
hiiiiiiiiiiiiiiii,neveriko fa tsy enw io marna!

Ajouter un commentaire

Midira aloha
mg