Hevitra mikasika ny sarin'i ainaheri

Miverina amin'ny sary

Hevitra

ainaheri 15/02/2008 22:49:04
avy eo Tonga D Miaramandé :lol:
antigone 15/02/2008 22:44:58
hahahaha Tonga De Mahazo benefisy :p
ainaheri 20/02/2008 13:38:03
diam's,ié "Domy tany fa mafy be".... lol
ainaheri 15/02/2008 22:43:40
Tonga D Mivarotra voandro tsika :-D:-D
antigone 15/02/2008 22:32:24
Tonga de Mitohy ka efa nahafeno ny fepetra za fa le 5000euros sisa tsy hananako :):p
ainaheri 17/02/2008 06:20:39
antigone,efa teneniko fona wa a =))=))=))
diamondra27 15/02/2008 23:58:20
Tonga de Menatra be za fa azo sary
aza avoaka eto iny sariko iny an!

Manaraka miadana eny za fa e e
ainaheri 16/02/2008 00:23:44
iéuuu,arao miandalana eny ,Tonga D Mitsiky ra vo azo saly:-D:-D
yuka 16/02/2008 11:09:57
ainahery,TDM an!
Aino 16/02/2008 11:32:47
aza manao paparazy anay eo hoe!!

Ajouter un commentaire

Midira aloha
mg