Hevitra mikasika ny sarin'i ainaheri

Miverina amin'ny sary

Hevitra

ainaheri 22/02/2008 12:53:25
Mimhie,atao akory mo ko,
Tonga De Mangina rery zany :lol:

ari-malala,andao Tonga De Miomàna zany ko:lol:

tsiafoi,Tonga De Mandé rery zao ka hihi
Veloo 22/02/2008 18:51:42
10. diamondra27 : 22/02/2008 13:13:34
za zao tezitra aminao ry ainaheri fa Tonga de Malaza koa nareo am zao an

ie wa retsy hihihih
diamondra27 22/02/2008 13:13:34
za zao tezitra aminao ry ainaheri fa Tonga de Malaza koa nareo am zao an hiiiiiii
salut be aloha e! inon ny malaza e! taiza ndray hono zany natiora zany e!
Veloo 22/02/2008 18:50:22
Kay le tsara be ilay park...
Milaliso 22/02/2008 13:54:40
ande seul anga no betrakany
fa mety izy izao no maka ny sary
ko mody seul seul, nefa .... mdrr
ainaheri 22/02/2008 14:12:52
diam's,za aza tezerana zany
fa mampalaelo kely hihi
ainaheri 22/02/2008 14:14:13
Milalisoa,oul nindramina re io e,za
tsy mba manafina zany hihi
Veloo 22/02/2008 21:25:04
hahahhaha ntsooooooooo
bekonetaka ko ela zany hihihihih
Aino 22/02/2008 22:28:35
aiza izany toherana izany fa tsara vangina.
ainaheri 22/02/2008 23:02:58
veloo,Tonga De Mampangina zany ianao?,lol

Ajouter un commentaire

Midira aloha
mg